Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo re rehefa misy zavatra vaky, toy ny vilany izany
¶ Vono amin' ny felatanana, tehamaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay bruit que fait un coup, un vase qui casse
¶ le coup lui-même [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] tehaka [1.78]
Sampanteny 

Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry iray karazana amin' ny antendry, rofia, voaniho... izay anaovana sahafa na satrola, ary ny lavenony angalana sirahazo izay atao hoe Betefaka ( Chrysalidocarpus decipiens Beccari-Palmiers) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay nom d'un palmier dont on extrait une potasse très mordante [1.3]
  [Merina] (sens général : prétentieux, qui aime les louanges, allusion à son port majestueux). Palmier autrefois commun dans les forêts de l'Imerina d'après A. Grandidier. D'après Malzac, on en tirait un sel de potasse très mordant, réputé. Ce sel s'appelait betefaka. L'espèce a peut-être disparu avec les derniers restes de forêt de cette région. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Chrysalidocarpus decipiens

Fivaditsoratra fetaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/31