Teny iditra tefena (tefy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (metaly) Amboarina: Notefen' iza iny firavakao iny
¶ Asiana (totohondry): Notefeko ny totohondry ny anao iahy ka nitsirara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be shaped (of clay); to be forged (of iron); to be made up with intent to deceive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay qu'on façonne d'argile; qu'on forge; qu'on invente pour tromper les gens [1.8]
Haiendriteny 
tefena
tefeko
tefenao
tefeny
tefentsika
tefenay
tefenareo
tefen'
tefen-
tefem-
tefe-
notefena
notefeko
notefenao
notefeny
notefentsika
notefenay
notefenareo
notefen'
notefen-
notefem-
notefe-
hotefena
hotefeko
hotefenao
hotefeny
hotefentsika
hotefenay
hotefenareo
hotefen'
hotefen-
hotefem-
hotefe-
tefeo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20