Teny iditra |
tenda
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the throat [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | la gorge [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
tenda
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana
[Rajemisa 1985]
|
|