Teny iditra | tendry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fikasihana kely zavatra ¶ Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha ¶ Fihinanana zavatra kely ¶ Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany ¶ Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox) ¶ Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tendry io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |