Teny iditra | tenimbavy (tenina, vavy) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny fotsy [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] (de tenina et vavy : femmes ; « le tenina des femmes »). Gladiolus sp. (Iridaceae). Malzac écrit : « le glaïeul blanc ou le glaïeul flatteur à fleurs blanches ». C'est probablement la forme à fleurs blanches (mutation beaucoup plus rare que le type) de Gladiolus garnieri Klatt. [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Anarana siantifika | Gladiolus sp. | |
Mpitovy hevitra | kitenimbavy | |
Teny mifanohi-kevitra | tenindahy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |