Entrée | tenin' ny maty an-drano | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Tenin' olona mampanantena zavatra be eo amin' ny loza mahazo azy, nefa tsy tanterahiny rehefa afa-doza izy [1.1] | |
Mots élémentaires | teny ; maty ; rano | |
Mis à jour le 2023/06/08 |
![]() |