|
|
|
|

Entrée (1/5)1  terỳ
Partie du discours  2  adverbe au passé
Explications en malgache  3  Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny [1.1]
Explications en français  4  passé de erý [1.3]
Tableaux et planches  5  Tous les adverbes

Entrée (2/5)6  terỳ
Partie du discours  7  adverbe
Explications en malgache  8  Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy 9  Teo no ho eo, indray mipy maso [1.1]
Explications en français  10  subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup) [1.3]
Tableaux et planches  11  Tous les adverbes

Entrée (3/5)12  tery
Partie du discours  13  adjectif
Explications en malgache  14  Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy 15  Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity 16  Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany 17  Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa [1.1]
Explications en anglais  18  pressed; distressed; narrow [1.7]
Explications en français  19  serré; étroit; exigu; en détresse [1.8]
Exemples  20  ny làlana tery sady ratsy [2.113#]
21  Voageja manodidina aho sady tery [2.643#]
Dérivés 
22  Verbes actifs :
23  Verbes passifs :
24  Verbes relatifs :
25  Noms :
26  Adjectifs :
27  Adverbes :
Mots composés 
Proverbes  33  Proverbes contenant le mot tery

Entrée (4/5)34  tery
Partie du discours  35  nom
Explications en malgache  36  Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany 37  Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono [1.1]

Entrée (5/5)38  tery
Partie du discours  39  nom
Explications en malgache  40  zozoro maina fanao trano [Sihanaka] [1.78]
Explications en français  41  (dans le sens de : pressé). Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. ( (Cyperaceae). Nom donné surtout aux exemplaires de grande taille qu'on aplatit pour faire des cloisons. D'après Rabe cité par A. Grandidier. [Sihanaka] [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  43  etry, rety, tery, terỳ, etry, rety, tery, terỳ

Mis à jour le 2023/08/11