Teny iditra | tetanosy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [SLP 1986] | |||
Fanazavàna teny frantsay | tétanos [SLP 1986] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Mpanahaka | fanenitra ~ tomboka | |||
Sary |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |