Teny iditra these
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Hallanger 1973] ireto, izany

Teny iditra thèse
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sims 1969 takila 337] foto-kevitra, hevitra, lohateny hohamarinina na hiadian-kevitra: Cela change la thèse (Raharaha hafa izany)
  [Rakotonaivo 1993 takila 918] foto-kevitra
Ohatra  [Rakotonaivo 1993] Thèse sur l'origine des espèces animales (Foto-kevitra momba ny fiavin' ny karazam-biby)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31