Teny iditra tinady (tady)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay cordé, attaché avec une corde [1.3]
Mpitovy hevitra voatady

Teny iditra tinady (tady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy passive with infix. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay demande [1.13]
Ohatra na tafahoatra ny tinady mitaha amin' ny tolotry ny fananana sy servisy (sondrobidim-piainana ateraky ny tinady [4.27]

Fivaditsoratra ditañy, ditina, tadiny

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27