Teny iditra tinaitra (taitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tairina, fohazina: Notinaitran' ny poa-basy ny zaza
¶ Voatampoka, gaga: Tinaitran' ilay vaovao i dada ka nandraiki-narary
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 648] surpris, effrayé subitement
Haiendriteny 
tinaitra
tinaitrako
tinaitranao
tinaitrany
tinaitrantsika
tinaitranay
tinaitranareo
tinaitran'
notinaitra
notinaitrako
notinaitranao
notinaitrany
notinaitrantsika
notinaitranay
notinaitranareo
notinaitran'
hotinaitra
hotinaitrako
hotinaitranao
hotinaitrany
hotinaitrantsika
hotinaitrnaay
hotinaitranareo
hotinaitran'
Mpitovy hevitra voataitra

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27