Teny iditra toaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] Nom général des alcools préparés par distillation à la mode malgache. La distillation clandestine a pris une grande extension et cause de graves dommages à la santé publique. Dans leur déclaration du 23 novembre 1977, les Evêques de Madagascar observent que : « L'alcoolisme et les drogues sont des fléaux largement répandus à travers toutes les couches de la population ». Le Gouvernement malgache s'efforce d'en réduire l'importance.
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andriamalala: Ranomasina, takila 53] Afa-tsy ny toaka, izay izahay no nanapitra azy.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 78] Sady vao maika nanafana ny lohany koa ny toaka nosotroiny.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30