Teny iditra toavina (toa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 704, Rajaonarimanana 1995 takila 293] à qui on se soumet
  [Abinal 1888 takila 704] qu'on honore
Haiendriteny 
toavina
toaviko
toavinao
toaviny
toavintsika
toavinay
toavinareo
toavin'
toavin-
toavim-
toavi-
notoavina
notoaviko
notoavinao
notoaviny
notoavintsika
notoavinay
notoavinareo
notoavin'
notoavin-
notoavim-
notoavi-
hotoavina
hotoaviko
hotoavinao
hotoaviny
hotoavintsika
hotoavinay
hotoavinareo
hotoavin'
hotoavin-
hotoavim-
hotoavi-
Mpitovy hevitra toatoavina
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Baiboly] ka tsy maintsy toavina an-tsakany sy an-davany.
2 [Fanjakana: Lalam-panorenana] Izany fifidianana izany ary koa ny fanendrena ny mpikambana hafa dia toavina amin' ny alàlan'ny didim-panjakana raisin' ny Filohan' ny Repoblika.
3 [Randriamamonjy: Tantara] Koa tsy fitondran' Andriana mandeha amin' ny teny midina ho toavina ny an' ny fanjakana tanala, fa fanjakana nisian' ny fifampierana sy fifampifehezana anatanterahana ny hevitra nifanarahana teo amin' ny fivoriana niombonana.

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/17