Teny iditra toerana ifandiasana (toerana, dimby)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] toerana ifanolosoloana: an'ny iray izao, dia mandimby kosa ny hafa avy eo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31