Teny iditra tohizana (tohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany: Hotohizana rofia ity kofehy ity fa fohy loatra. (Aza afangaro amin' ny tohizina
Haiendriteny 
tohizana
tohizako
tohizanao
tohizany
tohizantsika
tohizanay
tohizanareo
tohizan'
tohizan-
tohizam-
tohiza-
notohizana
notohizako
notohizanao
notohizany
notohizantsika
notohizanay
notohizanareo
notohizan'
notohizan-
notohizam-
notohiza-
hotohizana
hotohizako
hotohizanao
hotohizany
hotohizantsika
hotohizanay
hotohizanareo
hotohizan'
hotohizan-
hotohizam-
hotohiza-
tohizo
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31