Teny iditra |
toho
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [Rajemisa 1985]
|
| karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny anglisy | a smallish fish with a flattened head [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | poisson à tête plate [Hallanger 1974]
|
| genre de poisson d'eau douce [SLP 1986]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [Callet: Tantara]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
toho
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Gymnosporia brachystachya |
Ohatra | avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [Callet: Tantara, takila 19]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
Toho
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Tohu [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tohu [Baiboly]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|