Entrée | 1 tohofana |
Radical | 2 tohoka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano 5 Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo 6 Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io [1.1] |
Explications en anglais |
7 to have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle [1.7] |
Explications en français |
8 contre quoi on met le bout de quelque chose [1.8] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |