Teny iditra tohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Liana handre ny tohin' ilay tantara aho
¶ Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana
¶ Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity
¶ Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny
¶ Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay fonction, raccordement, connexion [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fifandonana [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31