Teny iditra | tokantrano (tokana, trano) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady ¶ Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | household stuff; the household; house-keeping [Richardson 1885] | ||||||||
a household; a wife [Hallanger 1973] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [Abinal 1888] | ||||||||
ménage; épouse [Hallanger 1974] | |||||||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tokantrano io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |