Teny iditra | tolàna | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ny hazo ipetrahan' ny lelavaravarana sy irindrinany [Rajemisa 1985] | ||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | tolana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] toko (telo) [Rakotosaona 1975] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |