Teny iditra tolona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka] [ toloña ] ady (lalao) [1.78]
 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
¶ Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay lutte [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
tolona
toloko
tolonao
tolony
tolontsika
tolonay
tolonareo
tolon'
tolon-
tolom-
tolo-
Sampanteny 
Ohatra Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472]
Ohabolana 

Fivaditsoratra ntaolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31