Teny iditra | tomady (tady) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | strong, muscular [Hallanger 1973] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | fort [Abinal 1888 takila 718, Hallanger 1974] | ||||||
musculeux [Abinal 1888 takila 718] | |||||||
costaud, robuste [Hallanger 1974] | |||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |