Teny iditra |
tomany
(tany)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany ¶ Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to weep, to lament [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | pleurer [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ tomañy ] pleurer [1.405]
|
Haiendriteny |
tomany
tomaniko
tomaninao
tomaniny
tomanintsika
tomaninay
tomaninareo
tomanin'
tomanin-
tomanim-
| |
notomany
notomaniko
notomaninao
notomaniny
notomanintsika
notomaninay
notomaninareo
notomanin'
notomanin-
notomanim-
| |
hotomany
hotomaniko
hotomaninao
hotomaniny
hotomanintsika
hotomaninay
hotomaninareo
hotomanin'
hotomanin-
hotomanim-
| |
|
Sampanteny |
Ohatra | Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy.
[2.470]
|
Ohabolana |
|