Teny iditra tombo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fahalehibeazana [Rakotosaona 1975]
 Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [Rajemisa 1985]
 vokatra analana ny lany [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy an increase, a profit, a surplus [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay augmentation, croissance; bénéfice; surplus [Hallanger 1974]
 avantage, gain
¶ profit, bénéfice. [Voambolana: Toe-karena: ara-bola ary fitantanana] [SLP 1986]
Sampanteny 
Haiendriteny 
tombo
tomboko
tombonao
tombony
tombontsika
tombonay
tombonareo
tombon'
tombon-
tombom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tombo ity (2): Ambohimitombo, Tomboarivo

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/22