Teny iditra tombokahitra (tomboka, ahitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ tombok' ahitra ] tany misy ahitra hamefena voly [Rajemisa 1985]
 baingan-tany misy ahimaitso nalahadahatra [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay gazon [SLP 1986]
 (de ahitra : herbe, Graminée). Gazon naturel ou artificiel, utilisé notamment pour l'engazonnement des pentes, des bords de route, etc. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31