Teny iditra tombo-teny (tomboka, teny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fiampangana sy endrikendrika tsy marina [Rajemisa 1985]

Teny iditra tomboteny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] fosa, endrikendrika [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] endrikendrika [Rakotosaona 1975]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31