Teny iditra | tompokovavy (tompo, -ko, vavy) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Madame [Abinal 1888] | |||
Teny mifanohi-kevitra | tompokolahy | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Ohatra | Nahatsiaro ilay nahararian' i Tompokovavy Zozefinina sombinainy malala tao Vohipeno Ramatoa Razafy, ka izy avy no torovandrovana teny ambony filanjana. [Rajaonarivelo: Bina, takila 94] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |