Teny iditra tompom-bodivona (tompo, vodivona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny hafa iantsoana koa ny tompomenakely fahiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy tompomenakèly, lesser nobility in former times [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay noblesse de rang inférieur autrefois [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31