Teny iditra tompon-draharaha (tompo, raharaha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny tonian' ny asa na mpikarakara ny raharaha iray atao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31