Teny iditra tompon-kenatra (tompo, henatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny tompon' andraikitra tsy nahalavorary ny adidiny ka iharan' ny fahafaham-baraka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a person who is bound to see that all things requisite are done; one who will have to bear the blame. [Richardson 1885]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31