Entrée (1/2) | 1 tompon-tany |
Mots élémentaires | 2 tompo, tany |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany [1.1] |
Entrée (2/2) | 5 tompontany |
Mots élémentaires | 6 tompo, tany |
Partie du discours | 7 nom |
Vocabulaire |
8 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Explications en malgache |
9 Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo [1.1] |
Anagrammes | 10 tompon-tany, tompontany, tompon-tany, tompontany |
Mis à jour le 2023/05/31 |