Teny iditra | tondra | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | root of mitondra, itondrana [Richardson 1885] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | action de porter, de conduire [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | ||||||
action de diriger [Abinal 1888] | |||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny iditra | tondra- (tondraka) | ||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe tondraka | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/23 |
![]() |