Teny iditra |
tondrahana
(tondraka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka ¶ Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erg [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be watered, to be moistened [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on arrose, qu'on humecte [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
tondrahana
tondrahako
tondrahanao
tondrahany
tondrahantsika
tondrahanay
tondrahanareo
tondrahan'
tondrahan-
tondraham-
tondraha-
| |
notondrahana
notondrahako
notondrahanao
notondrahany
notondrahantsika
notondrahanay
notondrahanareo
notondrahan'
notondrahan-
notondraham-
notondraha-
| |
hotondrahana
hotondrahako
hotondrahanao
hotondrahany
hotondrahantsika
hotondrahanay
hotondrahanareo
hotondrahan'
hotondrahan-
hotondraham-
hotondraha-
| |
tondrahy | |
|
Teny nalaina |
|