Teny iditra | tondroina (tondro) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra ¶ Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be pointed at [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qu'on indique avec le doigt ou autre chose [Abinal 1888 takila 723] | ||||||||||||||||
qu'on indique avec le doigt ou les lèvres [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tondroina io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27 |
![]() |