Teny iditra tondro molotra (tondro, molotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fanondroana olona amin' ny molotra, izay mazàna fihetsika enti-maneso na miampanga [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31