Teny iditra tondron > tondro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] fanondro
  [Rajemisa 1985] Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro
¶ Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the pointer finger
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] l'index
¶ action d'indiquer avec le doigt
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Fox: Hainteny, laharana 254] Tondro belakaTondro vaventy
raha ny mpangalatra no handray tanana anao
atsipazo toa fatim-bibyTondro
belakaTondro vaventy
raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao
ataovy diavolan-tanteraka ny kibo

Teny iditra tondron > tondro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur
  [Andilidine: Lexique (takila T)] [Sakalava-Mayotte] doigt, orteil