Teny iditra | tonena (tony) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampandrina, tsy avala hitebiteby: Toneo ny saina [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be calmed [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qu'on calme [1.8] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | entano, ontane, tenona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |