Teny iditra tongolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (toute l'île). Nom du bulbe des Liliaceae et autres plantes analogues
Voambolana 

Teny iditra tongolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan' anana maherihery fofona fanao fangaron-daoka ka manome tsiro tsara somary masiatsiaka; misy karazany maro ny tongolo: tongolo lay na tongolo gasy na tongolo ejipta, tongolobe na tongolo vazaha, tongolo maltso na tongolo raviny
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] an onion
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] oignon
  [Boiteau 1997] [Betsileo, Merina] Allium cepa L. (Amaryllidaceae) : l'oignon, introduit et cultivé comme plante alimentaire. Nom relevé par Grandidier, Malzac et de nombreux autres auteurs. Il entre dans plusieurs expressions populaires comme : Manao tongolo be fofona (faire comme l'oignon qui empeste) : sens figuré : répandre de faux bruits, des rumeurs, pour inciter les gens à la révolte. Malzac distingue plusieurs variétés : tongolobe ou tongolo lehibe, à très gros bulbe ; c'est l'oignon d'Egypte ; tongolovazaha : variétés européennes, à bulbe plus petit.
Voambolana 
Anarana siantifika Allium cepa
Ohatra 
1 [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 49] Tsy niakatra teto Antananarivo, ny Kisoa, ny Sifotra, ny Tongolo, ny Osy;
2 [Andraina: Mitaraina, takila 90] May Dada sy Neny, ka nasesisesy ny ranomena, nampiasaina koa ny toaka gasy nasiana sira hazo sy tongolo gasy.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra tongolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] Allium porrum L. (Amaryllidaceae). Le poireau cultivé comme légume. C'est plutôt cette espèce qu'on désigne sous ce nom sur la côte Ouest, car l'oignon proprement dit y pousse assez mal
Voambolana 
Anarana siantifika Allium porrum

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30