Teny iditra |
tono
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io ¶ Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | broiled [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de griller au feu [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tovy hevitra | |
Ohatra | Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka.
[2.470]
|
Ohabolana |
|