Teny iditra | tontafana (tonta) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zerana: Notontafany vato aho ¶ Velezina: Tontafy kanonta io alika io ¶ Asiana: Notontafan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra | tontana | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |