Entrée 1/3 toraka
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1]
Explications en français Comme, de même que, égal, s [...] [texte complet dans 1.5]
Synonymes ohatra ~ tahaka

Entrée 2/3 toraka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io
Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1]
Explications en français Action de lancer [1.3, 1.5]
 Action de jeter [1.3]
Dérivés 
 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée 3/3 toraka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1]
Explications en français Puissance [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/19