Entrée (1/4) | 1 tory |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy 4 Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo 5 Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka) 6 Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory [1.1] |
Explications en français |
7 incision, ligne 8 sillon pour séparer, pour déssécher les rizières 9 action de séparer les filaments du roFIa, du chanvre, de l'écorce du zoZOro [1.3#732] 10 (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc. [1.196] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/4) | 22 tory |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en malgache |
24 Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana [1.1] |
Explications en français |
25 dénonciation, accusation [1.3#732] |
Dérivés |
|
Entrée (3/4) | 30 tory |
Partie du discours | 31 nom |
Explications en malgache |
32 Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra [1.1] |
Explications en français |
33 prédication [1.3#732] |
Mots composés |
|
Entrée (4/4) | 35 tory |
Partie du discours | 36 nom |
Explications en malgache |
37 torimaso [Taisaka]
[1.78] 38 Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy [1.1] |
Explications en anglais |
39 sleep [1.2] |
Explications en français |
40 sommeil [1.3#731] |
Exemples |
41 Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy. [2.324] |
Dérivés |
|
Synonymes | 45 torimaso |
Mots composés |
|
Anagrammes | 56 otri, otry, rito, tori, tory |
Mis à jour le 2023/06/14 |