Teny iditra tosaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany
¶ Miparitaka eo am-pahavakiana
¶ Tapaka. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra tosaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay débit [1.13]

Fivaditsoratra tsaoka, tsoaka, akotsa, atsako, atsoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31