Teny iditra | tosika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin' ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy: Resy tosika izy ka lasa [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | a shove, a push [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | action de pousser, impulsion [Hallanger 1974] | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tosika io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |