Teny iditra | totorana (tototra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totory ity hady ity ~ Tokony hototorana tany ny vody hazo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra | totofana | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |