Teny iditra tovo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] olona tsy manambady
  [Rajemisa 1985] Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] unmarried
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] célibataire
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa.
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra tovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] hasoa, hatsaran-tarehy

Teny iditra tovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovotsako, et d'autres Poaceae fourragères
¶  [Merina] (racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc.
¶  [Merina] En composition, forme l'adjectif  tokantovo
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31