Teny iditra tovona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 737] ajoutage, addition
Sampanteny 

Teny iditra tovona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina
Mitovy hevitra: fanampy ~ sanda ~ tamby ~ tovana ~ tozana
  [SLP 1986] tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Grammaire] Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika,
ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy
  [SLP 1986] préfixe
  [Rakotonaivo 1993 takila 14] affixe
Voambolana 
Mpanahaka  tovana ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa ~ tsofoka
Tsanganana sy sary iray takila ny tsirinteny rehetra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/31