Teny iditra toy
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity
Mitovy hevitra: tahaka ny
¶ Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala
¶ Mody: Manao toy ny mitomany
¶ (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja)
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] like, similar to; (distinguish from toa)
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] comme, semblable
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Fox: Hainteny, laharana 433] Tianao toy ny inona ange aho?
2 [Andraina: I Vola, takila 7] Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity?

Teny iditra toy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1969] kilalao
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/25