Teny iditra | trafon > trafo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, sns... ¶ Fivontosana sampona eo an-damosina ka mahavokoka ¶ Zava-tsy misaraka amin' ny tena. [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | the hump of cattle [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | la bosse du boeuf [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny trafo io | |||
Haianarantany | ||||

![]() |