Teny iditra trambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay perfidie, malheur, conséquence funeste [1.3]

Teny iditra trambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibikely maro tongotra misy poizina ny kaikiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay le cent-pieds [1.3]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra tromba

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/23